Ambohimanambola : Notapahina ny herinaratra, tetikasa «jiro mora »
[Newsmada - Madagascar] - 14/07/2025
Notapahina ny herinaratra amin’ireo tariby mitondra herinaratra mankany amina tokantrano maromaro ao amin’ny kaominina Ambohimanambola, izay nisitraka ny tetikasa « jiro mora », tetikasan’ny Filohan’ny Repoblika, Rajoelina Andry. Nohamafisin’ireo mpiasan’ny Jirama tonga teny an-toerana fa (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
SOMBIM-BAOVAO
Nifarana teo amin’ny dingana ampahefa- dalana ny lalan’ny Ankoay, nandritra ny fifaninanana Run Bal, taranja (…)
[Newsmada] - 8/07/2025
INDRAY MIJERY
tao . Nisy ny fanomezana fiofanana maimaimpoana ho an’ny tanora sy ny mponina ahafahan’izy ireo manana asa (…)
[Newsmada] - 7/07/2025
Fitsarana Toamasina voalohany : Namory ireo OPJ rehetra ny tonia mpampanoa lalana
Tahaky ny isan-taona dia mampiantso ireo rafitra mandrafitra ny OPJ, “sampana mpanao fanadidiana eo anivon’ny (…)
[Midi Madagasikara] - 8/07/2025
Fanomanana ny Afrobasket : Hifandona amin’i Mali, Congo, Cap Vert ary Côte d’Ivoire ny Ankoay
Ho feno tanteraka ny fandaharam-potoanan’ny Ankoay, ao anatin’ny fanomanan-tena hiatrehana ny fiadiana ny (…)
[Newsmada] - 9/07/2025
Echecs-Inter Club : Mpilalao 204 nifaninana
Tontosa ny sabotsy 5 jolay lasa teo, teny amin’ny Kianja mitafo Ankoay Ankorondrano, ny fifaninanana «Tournoi inter (…)
[Newsmada] - 8/07/2025