Lasa hatramin’ny papay : Mirongatra ny asan-jiolahy ao Toamasina

[Newsmada - Madagascar] - 15/07/2025
Tsy mifidy hangalarina intsony… ! Koveta, siny, bidao anatazana ranon’olona na papay maniry eo an-tokotany aza lasan-dry zalahy. Izany no nitranga tao amin’ny fokontany maromaro ao Toamasina, omaly. Tsy laitra iainana intsony ny tsy fandriampahalemana. Mirongatra ny asan-jiolahy mitam-piadiana (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Fiarovana ny ala : Teknisianina 60 vao nivoaka teny amin’ny foibe CNFTF
Tsy mbola ampy ny isan’ny teknisianin’ny ala eto amintsika. Izay no anisan’ny antom-pisian’ny foibem-piofanana. (…)
[Newsmada] - 7/07/2025
INDRAY MIJERY
tao . Nisy ny fanomezana fiofanana maimaimpoana ho an’ny tanora sy ny mponina ahafahan’izy ireo manana asa (…)
[Newsmada] - 7/07/2025
TARATRY ny KANTO
“Kolosary”, sekoly hianarana ny sarimihetsika sy horonantsary eto Madagasikara. Tontosa omaly ny fanaovan-tsonia ny (…)
[Newsmada] - 11/07/2025
Financement du développement : Plus de 800 millions de dollars de projets ratifiés par le Parlement
Record. Le ministère de l’Economie et des Finances a présenté, pour ratification devant les deux chambres du (…)
[Midi Madagasikara] - 9/07/2025
Andonaka Ambalavao: Nahavokatra mangahazo 200 taonina ny fonja
Miara-miasa ny minisiteran’ny Fitsarana (Minjus) sy ny Sekreteram-panjakana misahana ny fahaleovantena ara-tsakafo (…)
[Newsmada] - 7/07/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |