Lalam-piofanana teknika : Mahafehy ny teknolojia vaovao ny Malagasy tanora lahy sy vavy

[Newsmada - Madagascar] - 16/07/2025
Mahasarika tanora maro ny manaraka ny lalam-piofanana teknika amin’izao fotoana izao. Tia mandranto sy ma­molavola ny teknolojia vaovao ireo mpianatra ka antony mahatonga azy ireo liana, raha ny fanadihadiana natao. «Matetika ny ray aman-dreny no manakana ny ankizy tsy hanaraka io (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

GOGUETTE ALLIANCE 92 ( 27 08 2025 )
[Newsmada] - 27/08/2025
VAOVAO TAMBATRA
Namoaka fanambarana ny minisiteran’ny Toekarena sy ny fitantanambola (MEF), manoloana ny filazana fa misy mandrahona (…)
[Newsmada] - 25/08/2025
Fiainam-pikambanana : Mitaky ny hitarihana ny Fitea-M ny any Amboasary
Naneho ny alahelony manoloana ny tsy fanarahana ny fitsipika ifampifehezana ireo mpikambana sasany eo anivon’ny (…)
[Newsmada] - 23/08/2025
« Foara Ambalasira », andiany I : Ny fampandrosoana ny faritra Amoron’i Mania
Notanterahina nandritra ny 20 hatramin’ny 24 aogositra lasa teo, tao Antamponivinany Ambositra, ny hetsika (…)
[Newsmada] - 27/08/2025
Fodiamandrin’i Céline Ratsiraka : Nitondra ny teny fampiononana ny Antenimierampirenena
Tonga teny amin’ny trano fonenany, eny Faravohitra, ni­tondra ny teny fampiononana sy fankaherezana ny fianakavian’i (…)
[Newsmada] - 26/08/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |