VAOVAO TAMBATRA
[Newsmada - Madagascar] - 16/07/2025
Mirefy 8 km ny lalana tsy maintsy vita godirao, mialoha ny fivoriamben’ny Sadc hatao eto Antananarivo amin’ny 17 aogositra ho avy izao. Io no toromarika nomen’ny minisitry ny Asa vaventy, raha nijery ifotony ny fanamboarana ny arabe migodana eny Tsarasaotra, omaly. Hampiana ny isan’ny mpiasa (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Tsipy kanetibe, sokajy vehivavy : Fantatra ireo efatra hiatrika ny “Mondial 2025”
Nivoaka tamin’ny fomba ofisialy, omaly, ny anaran’ireo vehivavy mpilalao tsipy kanetibe hiatrika ny fiadiana ny ho (…)
[Newsmada] - 8/07/2025
Gothia Cup 2025: Hisolo tena ny Dream Team FC
Nambaran-dRakotomalala Lanto, filohan’ny Dream Team FC Mada, tamin’ny mpanao gazety, omaly, tetsy Antaninarenina fa (…)
[Newsmada] - 9/07/2025
Procès de Da-Willy : Perpétuité et castration chirurgicale pour le viol d’une enfant de 6 ans
Un verdict lourd de sens a été rendu hier à la cour criminelle ordinaire du palais de justice d’Anosy dans l’affaire (…)
[Midi Madagasikara] - 11/07/2025
Ambohijanaka: Mpamaky trano tratra teny an-tanimbary
Voasambotry ny fokonolona sy ny zandary teny an-tanimbary, ny mpamaky trano iray tao amin’ny kaominina (…)
[Newsmada] - 11/07/2025
Certificat de situation juridique : Délivrance automatique possible à Tana Ville
La circonscription foncière de Tana Ville vient d’être équipée d’un distributeur automatique d’information. Un outil (…)
[Midi Madagasikara] - 8/07/2025