Seranam-piaramanidina Ivato : Nitarina ny fikarakarana ny zotra anatiny

[Newsmada - Madagascar] - 16/07/2025
Nafindra eny amin’ny toerana nikarakarana ny zotra iraisam-pirenena teo aloha, ny zotra anatiny eny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato Antananarivo, nanomboka ny 2 jolay 2025 teo. Nitarina ny velaran’ny toerana, izay lasa 1 076 m2 raha 353 m2 taloha. Ao anatin’izany ny fandraisana ny mpandeha (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Nécrologie du 26 août 2025
Cliquez pour agrandir L’article Nécrologie du 26 août 2025 est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
[Midi Madagasikara] - 26/08/2025
« Foara Ambalasira », andiany I : Ny fampandrosoana ny faritra Amoron’i Mania
Notanterahina nandritra ny 20 hatramin’ny 24 aogositra lasa teo, tao Antamponivinany Ambositra, ny hetsika (…)
[Newsmada] - 27/08/2025
Ambohimandroso Amparafaravola : Tambazotra mpaka an-keriny ravan’ny pôlisy
Vehivavy telo, lehilahy roa, ireo no olona voarohirohy, voasambotry ny pôlisy mahakasika resaka fakàna an-keriny tao (…)
[Midi Madagasikara] - 23/08/2025
GOGUETTE ALLIANCE 92 ( 27 08 2025 )
[Newsmada] - 27/08/2025
Fampandrosoana eny ifotony: Mametraka vina ho an’ny 15 taona ny MFFT
Efa mijery lavitra kokoa ny fampandrosoana eny ifotony ny eo anivon’ny minisiteran’ny Fitsinjaram-pahefana sy ny (…)
[Newsmada] - 27/08/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |