Ampitatafika : Lehilahy voatsatok’antsy hita faty
[Newsmada - Madagascar] - 17/07/2025
Lehilahy manodidina ny 30 taona eo, hita faty teny Sidisidina Tangaina, fokontany Atsimombohitra, kaominina Ampitatafika, distrika Antananarivo Atsimondrano, omaly maraina tamin’ny 6 ora. Mpandroaka sarety sy mpanao biriky nandeha maraina no nahita vatan-dehilahy iray nivalampatra ka (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Maevatanàna : Fikaonan-dohan’ireo mpikambana TGV
Miainga amin’ny fifidianana ny fametrahana ny fototra, no tsy tokony hiady an-trano mba hahafahana manatsara ny (…)
[Midi Madagasikara] - 9/07/2025
IOCCY: les jeunes de l’Océan Indien se mobilisent pour le climat
Du 18 au 20 juillet, le Palais des sports Mahamasina accueillera l’Indian ocean climate conference for Youth (…)
[Newsmada] - 14/07/2025
Tsy ampy ny tolotra sy ny fitaovana : Tsy mitsaha-mitombo ny fihanaky ny VIH/Sida eto Madagasikara
Miakatra hatrany ny tahan’ny olona mitondra ny tsimokaretina eto Madagasikara. Olana eo amin’ny tsy fahampian’ny (…)
[Newsmada] - 15/07/2025
AVCOI à Antananarivo: ensemble pour trouver une solution conjointe
Antananarivo a l’honneur d’abriter jusqu’à demain la réunion annuelle de l’Association des villes et collectivités (…)
[Newsmada] - 9/07/2025
Football – PFL : Remake Elgeco Plus-Cosfa pour le duel final
Les demi-finales retour de la Pureplay Football League (PFL) se sont conclues au Stade Complexe Sportif Vontovorona, (…)
[Midi Madagasikara] - 11/07/2025