Elgeco Plus: Mety haka mpilalao avy any ivelany
[Newsmada - Madagascar] - 17/07/2025
Manana tanjona ny handeha lavitra amin’ny fifaninanana afrikanina, “Ligue des Champions Caf” (LDC Caf), ny Elgeco Plus de Madagascar. Araka ny nambaran’ny loharanom-baovao iray eo anivon’ity klioba ity, mety haka mpilalao avy any ivelany indray ity klioba ity mba ho fanamafisana ny (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Ampitatafika : Lehilahy voatsatok’antsy hita faty
Lehilahy manodidina ny 30 taona eo, hita faty teny Sidisidina Tangaina, fokontany Atsimombohitra, kaominina (…)
[Newsmada] - 17/07/2025
Fisamboram-bola : Tsy tratry ny TVA 20% ny olon-tsotra
Nankatoavin’ny filankevitry ny minisitra, natao tany Sainte-Marie, ny alakamisy 10 jolay teo, ny fampiharana ny (…)
[Newsmada] - 12/07/2025
Kitesurf dans l’Océan Indien : Le RIKF 2025 à l’île Rodrigues sous les projecteurs
De Maurice à La Réunion, en passant par Madagascar et Rodrigues, l’Océan Indien attire les amateurs de glisse du (…)
[Midi Madagasikara] - 11/07/2025
Fenoarivo : Mpanao menamahazo voasambotra
Lehilahy iray, mpanao irony kilalao karatra antsoina hoe « menamahazo » irony no nosamborin’ny zandary, omaly tetsy (…)
[Midi Madagasikara] - 11/07/2025