Angovo maitso : Hamoraina ny fahazoana ny fitaovana
[Newsmada - Madagascar] - 18/07/2025
Mifototra amin’ny angovo maitso, madio sy azo havaozina ny fampandrosoana maharitra. Hanatrarana izany, miara-miombon’antoka ny orinasa Solarmax sy ny Sipem Banque, manamora ny fisitrahan’ny rehetra ny fitaovana sy ny kojakoja ahazoana herinaratra avy amin’ny masoandro, vidiana tsikelikely. Ao (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Fitrandrahana tsy ara-dalàna : Manao fanairana ny Tafo Mihaavo
“Fanairana!” Nanao fanambarana tetsy Anosy, ny Tafo Mihaavo mahakasika ny fitrandrahana tsy ara-dalàna manerana (…)
[Newsmada] - 29/08/2025
Brigade de recherches à Fiadanana : Les deux gérants « Vazaha » d’une boite de nuit, auditionnés
Hier matin, les deux « Vazaha » ayant fait l’objet d’avis de recherche étaient à Fiadanana. L’enquête à leur (…)
[Midi Madagasikara] - 30/08/2025
VAOVAO TAMBATRA
Atao any Belo sur Mer, ny « Festival Botry Soa Fahitse », ny 21 hatramin’ny 24 aogositra. Hetsika ara-pizahantany (…)
[Newsmada] - 23/08/2025
Seranan’Ivato: Vita ny dingana voalohany amin’ny fanavaozana
Afaka miasa ankehitriny ny toerana fiantsonan’ny fiaramanidina, Tarmac 1. Nandaniana 32,5 miliara Ar ny asa, ho (…)
[Newsmada] - 30/08/2025
Abus de confiance: une femme de ménage s’enfuit avec 4 millions d’ariary
Un jour seulement après son arrivée dans une maison à Andrefantsena Faratsiho où elle devait travailler comme femme (…)
[Newsmada] - 30/08/2025