Canal Plus: Niampy 4 ny fahitalavitra ao aminy

[Newsmada - Madagascar] - 18/07/2025
Nambaran’i Christophe Dessaints, tale jeneralin’ny Canal Plus Madagascar, nandritra ny fihaonany tamin’ny mpanao gazety, omaly, teny Andraharo, fa hiampy efatra ny fahitala­vitra malagasy ho hita ao aminy dia ny TVM 2, ny Free TV, ny Malagasy Tv ary ny Real TV. Ao anatin’ireo 9 voalohany izy (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Digue Ambohitrimanjaka : Moto nofaohin’ny 4×4, olona efatra naratra
Nisehoan’ny lozam-pifamoivoizana indray teny amin’ny lalana Digue Ambohitrimanjaka, ny alarobia hariva teo. Fiara (…)
[Midi Madagasikara] - 11/07/2025
IOCCY: les jeunes de l’Océan Indien se mobilisent pour le climat
Du 18 au 20 juillet, le Palais des sports Mahamasina accueillera l’Indian ocean climate conference for Youth (…)
[Newsmada] - 14/07/2025
Narahin’ny olon-dratsy efa-dahy : Lehilahy voatsatok’antsy teo amin’ny tavany
Naratra mafy voan’ny antsy nataon’ny olon-dratsy miisa efatra ny raim-pianakaviana iray tao Analatsiandry, kaominina (…)
[Newsmada] - 11/07/2025
Coopération en matière de défense : plus de 150 stagiaires malgaches formés en France
La coopération entre la France et Madagascar se renforce dans le domaine de la défense et de la sécurité. (…)
[Newsmada] - 18/07/2025
Football – Gothia Cup : Dream Team Foot Mada s’envole pour la Suède
La 50e édition de la Gothia Cup, prestigieux tournoi international de football, accueillera une délégation malgache (…)
[Midi Madagasikara] - 9/07/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |