Tsiroanomandidy : Raikitra ny ankitifitra teo amin’ireo dahalo sy ny mpanaradia
[Midi Madagasikara - Madagascar] - 19/07/2025
Naharitra teo amin’ny antsasakadiny teo ho eo ny fifampitifitirana teo amin’ny roa tonta. Nitatatata ny basy, tokony ho tamin’ny folo ora maraina teo, ny andron’ny talata lasa, teo amin’ny kizon’Antapia, kaomini na Bemahatazana, distrikan’i Tsiroanomandidy. Andaniny : dahalo manodidina ny (…)
... article publié par le journal "Midi Madagasikara". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Fitrandrahana tsy ara-dalàna : Manao fanairana ny Tafo Mihaavo
“Fanairana!” Nanao fanambarana tetsy Anosy, ny Tafo Mihaavo mahakasika ny fitrandrahana tsy ara-dalàna manerana (…)
[Newsmada] - 29/08/2025
Arabe migodana: Hamatsy vola 60 tapitrisa dolara ny Abou Dhabi Funds
Laharam-pahamehana tokoa ny famatsiam-bola amin’ny fanamboaran-dalana. Anisan’izany ny arabe migodana vaovao sy ny (…)
[Newsmada] - 25/08/2025
Mondial 2026-Qualification : Corentin Martins mise sur les héros du CHAN
Le sélectionneur des Barea A, Corentin Martins, a dévoilé hier, la liste des 23 joueurs convoqués pour les septième (…)
[Midi Madagasikara] - 29/08/2025
« Cours MA – Arbitres élites » : 27 arbitres malgaches dont 6 femmes formés
Madagascar a accueilli le « Cours MA – Arbitres élites », une formation d’envergure visant à rehausser le niveau de (…)
[Midi Madagasikara] - 25/08/2025
Ankadikely : Sprinter niala bisikleta, nivadika, maty ny mpamily
Nitrangana lozam-pifamoivoizana namoizana ain’olona teny amin’iny lalana kaominaly mampitohy an’Ankadikely sy (…)
[Midi Madagasikara] - 2/09/2025