« Yas Coupe de Madagascar »: Hanao famaranana ny Elgeco Plus sy ny AS Fanalamanga
[Newsmada - Madagascar] - 19/07/2025
Hafana ny lalao eo amin’ny Elgeco Plus sy ny AS Fanalamanga. Samy hiezaka haka ny amboaran’i Madagasikara ny roa tonta. Ny Elgeco Plus, miketrika pao-droa. Ny Fanalamanga, hiezaka ny handrombaka amboara voalohany ho azy. Hafana tanteraka! Hifanandrina eo amin’ny famaranan’ny amboaran’i (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Fiompiana trondro: Nahatratra 66 000 ireo olona nahavita fiofanana
Nambaran’ny minisitry ny Jono sy ny toekarena manga (MPEB), Mahatante Tsimanaoraty Paubert, afakomaly, tany (…)
[Newsmada] - 30/08/2025
Rugby vehivavy – Divizionina 1 : Resin’ny SCB Besarety ny FTFA Antohomadinika
Notanterahina ny alahady lasa teo, teny amin’ny Kianja Makis Andohatapaneka, ny lalao manasa-dalana hiadiana ny ho (…)
[Newsmada] - 2/09/2025
Fampandrosoana eny ifotony: Mametraka vina ho an’ny 15 taona ny MFFT
Efa mijery lavitra kokoa ny fampandrosoana eny ifotony ny eo anivon’ny minisiteran’ny Fitsinjaram-pahefana sy ny (…)
[Newsmada] - 27/08/2025
Fihodinan’ny toekarena : Manana anjara toerana lehibe ny orinasa madinika sy salantsalany
Manana anjara toerana lehibe amin’ny fampandehanana ny toekarena eto amin’ ny Nosy, ny orinasa madinika sy (…)
[Newsmada] - 27/08/2025
Fitrandrahana tsy ara-dalàna : Manao fanairana ny Tafo Mihaavo
“Fanairana!” Nanao fanambarana tetsy Anosy, ny Tafo Mihaavo mahakasika ny fitrandrahana tsy ara-dalàna manerana (…)
[Newsmada] - 29/08/2025