Anosy : Mpanao sinto-mahery tratra am-bodiomby
[Midi Madagasikara - Madagascar] - 23/07/2025
Anisan’ireo faritra iray mampikolay ny rehetra tokoa amin’ny resaka harom-paosy sy sinto-mahery raha eo Anosy eo. Indrindra moa fa amin’ireo toeram-piantsoan’ireo taxi-be mandalo eny an-toerana. Tsy maraina, tsy atoandro, tsy hariva fa tsy maintsy misy voan-dry zalahy foana. Tamin’ity indray (…)
... article publié par le journal "Midi Madagasikara". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Andohanilakaka : Zaza nalaina an-keriny, notapahin-doha
Tsy hita izy ary iray andro taty aoriana, rehefa nandeha ny fanarahan-dia nataon’ny polisy niaraka tamin’ny (…)
[Midi Madagasikara] - 6/09/2025
Fitrandrahana tsy ara-dalàna : Manao fanairana ny Tafo Mihaavo
“Fanairana!” Nanao fanambarana tetsy Anosy, ny Tafo Mihaavo mahakasika ny fitrandrahana tsy ara-dalàna manerana (…)
[Newsmada] - 29/08/2025
Nécrologie du 4 septembre 2025
Cliquez pour agrandir L’article Nécrologie du 4 septembre 2025 est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
[Midi Madagasikara] - 4/09/2025
Arivonimamo : Trois officiers périssent lors d’un exercice de parachutage
Un grave accident est survenu hier matin sur la base aérienne d’Arivonimamo, lors d’un exercice de saut en (…)
[Midi Madagasikara] - 28/08/2025
Nécrologie du 3 septembre 2025
Cliquez pour agrandir L’article Nécrologie du 3 septembre 2025 est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
[Midi Madagasikara] - 3/09/2025