Barea Chan : Mbola baraingo amin’ny maro ny tsy fivoahan’ny lisitra
[Newsmada - Madagascar] - 24/07/2025
Efa dila ny fe-potoana. Omaly no fotoana farany nomen’ny Kaonfederasionina afrikanina handefasana ny lisitry ny Barea A’, izay hiatrika ny “Chan 2024”. Hatramin’ny omaly, ora nanoratanay, tsy mbola nivoaka izany. Raha tsy misy indray ny fiovana farany, hivoaka anio. Afaka sivy andro eo sisa, (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Football – Préparation CHAN : Les Barea A’ écrasent Bongolava 5-1 avant le grand rendez-vous
À moins de deux semaines du coup d’envoi du Championnat d’Afrique des Nations (CHAN) 2024, les Barea A’ ont affiché (…)
[Midi Madagasikara] - 21/07/2025
Nécrologie du 21 juillet 2025
Cliquez pour agrandir L’article Nécrologie du 21 juillet 2025 est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
[Midi Madagasikara] - 21/07/2025
Tsipy kanetibe – «Mondiaux Jeunes» : Fantatra ireo 4 mianadahy hisolo tena an’i Madagasikara
Navoakan’ny Federation Sport-boule malagasy (FSBM), ny faran’ny herinandro teo, ny anaran’ireo ankizy efatra (…)
[Newsmada] - 22/07/2025
Antsirabe : Nirehitra ny tsena Sabotsy
Afobe ! Nisehoana firehetana mijoalajoala tao amin’ny tsena Sabotsy Antsirabe, omaly hariva. Tany amin’ireo faritra (…)
[Midi Madagasikara] - 22/07/2025
VAOVAO TAMBATRA
Tafakatra 5t/ha ny voka-bary azon’ny tantsaha nampihatra ny teknika Papriz. Nampidi-bola 300 000 Ar ny velaran-tany (…)
[Newsmada] - 23/07/2025