Vonoan’olona : Polisy MD eny Tsiafahy

[Midi Madagasikara - Madagascar] - 25/07/2025
Ny harivan’ny alarobia teo no nivoaka ny didy famonjàna vonjimaika azy. Izy io dia ilay polisy izay nahafaty olona teny amin’ny 67ha rehefa tao anatin’ny fisotroana niaraka. Nitory ny havan’ny maty ary nosamborina izy. Nohadihadiana ary nandritra ny « garde à vue » dia mbola nitsoaka ihany, (…)
... article publié par le journal "Midi Madagasikara". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Retour au pays des Barea : Accueil triomphal et liesse populaire pour les vice-champions du CHAN
Antananarivo a accueilli ses héros du CHAN dans une ambiance de fête inoubliable. Des chants de victoire, des (…)
[Midi Madagasikara] - 1er/09/2025
Orange Money sy ny PAMF : Nanamafy ny fiaraha-miasa amin’ny fanamorana ny fikirakirana vola
Ho fampiroboroboana ny resaka fikirakirana vola niomerika na “Mobile Money”, nanamafy ny fiaraha-miasan’izy ireo (…)
[Newsmada] - 29/08/2025
Romuald Rakotondrabe, coach des Barea : « Il faut chercher une place en finale ce jour »
La sélection malgache continue de créer la surprise au Championnat d’Afrique des Nations (CHAN) 2024 co-organisé par (…)
[Midi Madagasikara] - 26/08/2025
Arabe migodana: Hamatsy vola 60 tapitrisa dolara ny Abou Dhabi Funds
Laharam-pahamehana tokoa ny famatsiam-bola amin’ny fanamboaran-dalana. Anisan’izany ny arabe migodana vaovao sy ny (…)
[Newsmada] - 25/08/2025
Seranan’Ivato: Vita ny dingana voalohany amin’ny fanavaozana
Afaka miasa ankehitriny ny toerana fiantsonan’ny fiaramanidina, Tarmac 1. Nandaniana 32,5 miliara Ar ny asa, ho (…)
[Newsmada] - 30/08/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |