Ho fampivoarana ny tantsaha …: Fotoana iray ahafahan’ny mpiantsehatra mampiseho ny vokatra ny tsenabe
[Newsmada - Madagascar] - 25/07/2025
Ho fampivoarana ny tontolo ambanivohitra sy fampiroboroboana ny famokaran’ireo tantsaha, nisy ny Tsenabe fivoarana izay atao eny Mahitsy, nanomboka omaly ka haharitra telo andro. Mpiantsehatra marobe no tonga mampiranty ny vokatra eny an-toerana. Tanterahina eny amin’ny Kianja Mahitsy ny (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Antanimbary/Maevatanàna : Tovolahy mpandanja volamena iray no maty voatsatok’antsy
Hataraina ny an’ireo olona manodidina rehefa nahita sy nahatazana an’ilay Tovolahy fantatra amin’ny anarana hoe: (…)
[Midi Madagasikara] - 9/09/2025
RN1 : Mahafaty mpandeha scooter hatrany
Misetrasetra. Izay ny tena anton’ny lozam-pifamoivoizana eny amin’ny lalam-pirenena voalohany izay hany mba sisa (…)
[Midi Madagasikara] - 9/09/2025
Le veto russe aux garanties de sécurité occidentales
Après la réunion des pays de la coalition des volontaires à Paris, mercredi dernier et la déclaration qui a été (…)
[Midi Madagasikara] - 6/09/2025
Chronique de Mickey : Les boomers posent problèmes aux générations X et Y
Le baby-boom, « explosion des naissances » ou bébé-boum) est une augmentation importante du taux de natalité dans (…)
[Midi Madagasikara] - 8/09/2025