Ben’ny tanàna Ambohimalaza : Hanara-maso ny fivezivezen’ny olona ny kaominina

[Midi Madagasikara - Madagascar] - 26/07/2025
Hamafisina ny fanaraha-maso ny fivezivezen’ny olona. Io no fanapahan-kevitry ny Ben’ny tanàn’Ambohimalaza, Sedera Rakotoaritsifa rehefa avy nivory tamin’ny tompon’andraikitra maro, manoloana ny fahitàna faty nisesisesy tao an-toerana. Notsipihany manokana fa tany an-toeran-kafa no nisian’ny (…)
... article publié par le journal "Midi Madagasikara". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Défis environnementaux : La FAO réaffirme son engagement à soutenir Madagascar
Renforcer les actions dans des secteurs clés comme la lutte contre le changement climatique, la protection des (…)
[Midi Madagasikara] - 26/07/2025
Ho fampivoarana ny tantsaha …: Fotoana iray ahafahan’ny mpiantsehatra mampiseho ny vokatra ny tsenabe
Ho fampivoarana ny tontolo ambanivohitra sy fampiroboroboana ny famokaran’ireo tantsaha, nisy ny Tsenabe fivoarana (…)
[Newsmada] - 25/07/2025
INDRAY MIJERY
Efa mandeha ny famendrahana ranom-panafody mamono moka, isan-tokantrano, any amin’ny distrika Ikongo. Taorian’ny (…)
[Newsmada] - 21/07/2025
SYNAD : Élections internes prévues pour le 22 août
Nouvelle phase Le Syndicat des Administrateurs Civils (SYNAD) entre dans une nouvelle phase de son histoire. (…)
[Midi Madagasikara] - 24/07/2025
Canal Plus: Niampy 4 ny fahitalavitra ao aminy
Nambaran’i Christophe Dessaints, tale jeneralin’ny Canal Plus Madagascar, nandritra ny fihaonany tamin’ny mpanao (…)
[Newsmada] - 18/07/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |