Raharaha fiaramanidina dimy : Teratany malagasy iray sy indiana iray karohina

[Newsmada - Madagascar] - 29/07/2025
Nitondra fanazavana tamin’ny mpanao gazety, omaly, ny minisitry ny Fitaterana sy ny famantarana ny toetr’andro, Ramonjavelo Valerie, mahakasika ilay raharaha fiaramanidina miisa 5. Nambarany fa hosoka ny antontan-taratasy miparitaka momba ireo fiaramanidina mitondra laharana « 5R » avy eto (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

SYNAD : Élections internes prévues pour le 22 août
Nouvelle phase Le Syndicat des Administrateurs Civils (SYNAD) entre dans une nouvelle phase de son histoire. (…)
[Midi Madagasikara] - 24/07/2025
Une escalade désastreuse des opérations israéliennes
Le chiffre énoncé par la défense civile palestinienne hier après les tirs de l’armée israélienne est l’un des plus (…)
[Midi Madagasikara] - 22/07/2025
CUA : Hikarakara fialamboly ho an’ny ankizy
Nambaran’ny ben’ny Tanànan’Antananarivo Renivohitra (CUA), Ramanantsoa Harilala, tetsy amin’ny Lapan’ny tanàna (…)
[Newsmada] - 22/07/2025
Jirama : Mitohy ny dinika amin’ny mpiasa
Nisy ny fihaonana teny amin’ny Lapan’Ambohitsirohitra, omaly, mahakasika ny raharaha Jirama. Nanatanteraka izany, (…)
[Newsmada] - 23/07/2025
Vonoan’olona : Polisy MD eny Tsiafahy
Ny harivan’ny alarobia teo no nivoaka ny didy famonjàna vonjimaika azy. Izy io dia ilay polisy izay nahafaty olona (…)
[Midi Madagasikara] - 25/07/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |