Ramamimampionona G. : “Mba hisy vokany ny Sadc”
[Newsmada - Madagascar] - 31/07/2025
“Ilaina ny jery todika sy fanitsiana politika mba hifanaraka amin’izay tombontsoa azo ny zavatra ataontsika. Hisian’ny vokany mivantana any amin’ny fiainam-bahoaka ny fivoriana toy izao”. Io ny fijerin’ny mpandinika fiarahamonina, Ramamimampionona Gérard, manoloana ny fandraisan’i Madagasikara (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Raharaham-pirenena : Fampiasana ara-dalàna ny herisetra ny Fanjakana
Hatramin’izao ary na aiza na aiza, saika ifandroritana mandrakariva ny amin’ny hoe Fanjakana: inona, hanao inona… ? (…)
[Newsmada] - 24/07/2025
Tsipy kanetibe – «Masters 2025» : Tsy hiatrika ny dingana fahatelo i Zigle
Hatao anio, any Cluses, ny dingana fahatelo amin’ny fiadiana ny “Masters 2025”, taranja tsipy kanetibe. Niova ny (…)
[Newsmada] - 24/07/2025
Nécrologie du 28 juillet 2025
Cliquez pour agrandir L’article Nécrologie du 28 juillet 2025 est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
[Midi Madagasikara] - 28/07/2025
SOMBIM-BAOVAO
Tsy afaka handray anjara amin’ny “Grand Slam”hatao any Mongolie manomboka ny 25 jolay izao, ny malagasy mpikatroka, (…)
[Newsmada] - 24/07/2025