Karate-« Afrika 2026 »: Voafidy handray ny fifaninanana i Madagasikara
[Newsmada - Madagascar] - 31/07/2025
Nigadona an-tanindrazana, omaly, ny delegasionina malagasy eo amin’ny taranja Karate, niatrika ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika, sokajy Cadet, Junior ary Senior, natao tany Nizeria, ny herinandro lasa teo. Ankoatra ny medaly alimo 5 azon’ireo atleta malagasy, vaovao lehibe maro ihany koa (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Elgeco Plus : Hanao lalao tsapa amin’ny ekipa voafantin’i Fianarantsoa
Miezaka ny manao fanomanantena ao anatin’ny fahanginana tanteraka ny Elgeco Plus. Raha tsy misy ny fiovana farany, (…)
[Newsmada] - 29/07/2025
Pédopornographie et cybercriminalité : Le réseau démantelé par le journaliste Kamy
Le sens et l’essence du journalisme reviennent en force ces derniers temps. Si RFI et TV5 Monde ont éclairé des (…)
[Midi Madagasikara] - 23/07/2025
Nécrologie du 23 juillet 2025
Cliquez pour agrandir L’article Nécrologie du 23 juillet 2025 est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
[Midi Madagasikara] - 23/07/2025
Ambohimangakely : Un dealer arrêté en possession d’environ 2 kg de cocaïne
Un important coup de filet a eu lieu à Ambohimangakely le 19 juillet 2025, menant à l’arrestation d’un trafiquant de (…)
[Midi Madagasikara] - 25/07/2025
Kaominina Antetezambaro Toamasina II : Namboly zanakazo 2.500 fototra ny orinasa Hita
Nisafidy ny kaominina Antetezambaro Toamasina II ny orinasa Hita eto Toamasina suburbaine. Nosafidiana ny Tanana (…)
[Midi Madagasikara] - 29/07/2025