Echecs : Mifanenjana ny federasionina sy ny ligin’Analamanga
[Newsmada - Madagascar] - 1er/08/2025
Samy manana ny fanazavany ny federasionina sy ligin’Analamanga manoloana ny disadisa eo amin’ny roa tonta. Mihenjan-droa ny tady! Nitondra fanazavana manoloana ny disadisa misy eo aminy sy ny Federasionina malagasin’ny taranja Echecs, ny alarobia lasa teo, teny Analakely, ny ligin’Analamanga, (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Yas : Tohana ho an’ny fananan’asa
Manohana mivantana ny hetsika Fihaonamben’ny fampiofanana, ny asa ary ny fampananasan’asa (CFME) ny orinasa Yas. (…)
[Newsmada] - 25/07/2025
Nécrologie du 29 juillet 2025
Cliquez pour agrandir L’article Nécrologie du 29 juillet 2025 est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
[Midi Madagasikara] - 29/07/2025
Ambalavao Isotry : Tovolahy iray tra-tehaka teo am-pivarotana entana halatra
Noraisim-potsiny teo am-pivarotana kodiarana bisikileta halatra ny tovolahy iray ,21 taona afak’omaly atoandro. Izy (…)
[Midi Madagasikara] - 31/07/2025
Echecs : Mifanenjana ny federasionina sy ny ligin’Analamanga
Samy manana ny fanazavany ny federasionina sy ligin’Analamanga manoloana ny disadisa eo amin’ny roa tonta. (…)
[Newsmada] - 1er/08/2025
Mamory Ivato : Un motocycliste meurt sur le coup après un violent accident
Un tragique accident de la route a coûté la vie à un motocycliste dans la nuit du mercredi 30 juillet, aux alentours (…)
[Midi Madagasikara] - 1er/08/2025