Saika halefa any Tanzania: Roa lahy nahatrarana sokatra sy gidro
[Newsmada - Madagascar] - 2/08/2025
Voasambotry ny mpitandro filaminana ao amin’ny seranan-tsambon’i Mahajanga ny roa lahy nikasa hanondrana biby arovana sy ahina ho lany tamingana, omaly. Nataony tao anaty harona ny karazan-gidro atao hoe Tsibaka miisa folo niampy sokatra Radiata 78. Nentina tamin’ny bajaj ireo entana ireo. (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Yas : Tohana ho an’ny fananan’asa
Manohana mivantana ny hetsika Fihaonamben’ny fampiofanana, ny asa ary ny fampananasan’asa (CFME) ny orinasa Yas. (…)
[Newsmada] - 25/07/2025
Carburants : Une baisse générale des prix à la pompe attendue ce jour
Les prix à la pompe du gasoil, de l’essence S95 et du pétrole lampant doivent être révisés à la baisse, si l’on se (…)
[Midi Madagasikara] - 1er/08/2025
Sipem Banque : Fihaonana mivantana amin’ny mpanjifa
Natao teny amin’ny Sipem Banque Analamahitsy, ny 24 jolay teo, ny fihaonana « Club Clients », andiany fahefatra. (…)
[Newsmada] - 30/07/2025
Vonoan’olona : Polisy MD eny Tsiafahy
Ny harivan’ny alarobia teo no nivoaka ny didy famonjàna vonjimaika azy. Izy io dia ilay polisy izay nahafaty olona (…)
[Midi Madagasikara] - 25/07/2025
Lalao CJSOI : 8 mianadahy ny eo amin’ny atletisma
Navoakan’ny Federasionina malagasin’ny atletisma (FMA), ny faran’ny herinandro lasa teo, fa 8 mianadahy no isan’ireo (…)
[Newsmada] - 29/07/2025