Zaza hita faty teny Ambohimalaza : Vehivavy roa tompon’antoka any am-ponja, olona roa hafa karohina
[Midi Madagasikara - Madagascar] - 2/08/2025
Vehivavy miisa roa no voasambotra ho isan’ny tompon’antoka tamin’ny hala-jaza, fanolanana ary famonoana ity zazavavy kely iray 6 taona ny 19 jolay teo. Hita faty ny 21 jolay 2025 teny Ambohitremo, Kaominina Ambohimalaza. Natolotra ny fampanoavana ny raharaha ary voatazona vonjimaika eny amin’ny (…)
... article publié par le journal "Midi Madagasikara". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Jeux Africains Scolaires : Madagascar à l’honneur avec cinq athlètes à Alger
Alger accueillera les premiers Jeux Africains Scolaires, une initiative audacieuse de l’Association des Comités (…)
[Midi Madagasikara] - 28/07/2025
Praiminisitra Joël Rakotomalala : Notsarovana ny nahafatesany
Notontosaina teny amin’ny fasan’ny Maherifo na Mausolée Avaratr’Ambohitsaina, omaly, ny fametrahana (…)
[Newsmada] - 31/07/2025
Andrefan’Ambohijanahary : Quatre individus interpellés en possession d’une arme à feu
La lutte contre l’insécurité et la prolifération des armes illégales à Madagascar a connu un succès récent avec (…)
[Midi Madagasikara] - 29/07/2025
Ben’ny tanàna Ambohimalaza : Hanara-maso ny fivezivezen’ny olona ny kaominina
Hamafisina ny fanaraha-maso ny fivezivezen’ny olona. Io no fanapahan-kevitry ny Ben’ny tanàn’Ambohimalaza, Sedera (…)
[Midi Madagasikara] - 26/07/2025
Football : El Hadary Raheriniaina marque les esprits avec le Paris FC
Le jeune international malgache El Hadary Raheriniaina poursuit son ascension au sein du Paris FC, promu en Ligue 1 (…)
[Midi Madagasikara] - 31/07/2025