“Chan 2024” : Tsara toerana handimby an’i Dax i Mamisoa

[Newsmada - Madagascar] - 7/08/2025
Hotanterahina ny sabotsy ho avy izao, ao amin’ny Benja­min Mkapa Stadium, Dar Es Salaam, ny fifandonan’i Tanzanie, mpampiantrano sy i Madagasikara. Lalao izay tafiditra amin’ ny andro fahatelon’ny fifanintsanana “Chan 2024”, tontosaina any Tanzanie, Kenya, Ouganda, ho an’ny vondrona “B”. Mbola (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Nouvel ambassadeur de Maurice : Bruno Cunniah présente ses lettres de créance à Andry Rajoelina
Le président Andry Rajoelina a reçu, hier au palais d’Iavoloha, les lettres de créance du nouvel ambassadeur de (…)
[Newsmada] - 7/08/2025
Tenisy ambony latabatra – «Afrique Junior»: Nivoaka ho mpandresy i Tiana sy i Riana
Tsara fanombohana ny Malagasy mpilalao tenisy ambony latabatra, teo amin’ny fifaninanana ho an’olon-tokana hiadiana (…)
[Newsmada] - 31/07/2025
Aferam-piaramanidina any Iran : Tsy nahalala ny lehiben’ny fahefana mpanatanteraka
“Tiako ny manamarika fa ny filohan’ny Repoblika sy ny tenako dia tsy mahalala ny zava-misy”, hoy ny fanaza­van’ny (…)
[Newsmada] - 31/07/2025
MIDIRAMA : En ce mois d’août, un scandale peut en cacher un autre
D’habitude, c’est toujours le mois de mai qui est le mois des bouleversements de la vie politique. Cette année, leur (…)
[Midi Madagasikara] - 2/08/2025
Antontan-tataratsin’ady 121 isa : Voampanga miisa 22 voaheloka higadra mandra-pahafaty tany Toamasina
Niakatra teo anivon’ ny fitsarana ambaratonga voalohany Toamasina ny raha­raha mahakasika ny vono olona tany (…)
[Newsmada] - 7/08/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |