Antontan-tataratsin’ady 121 isa : Voampanga miisa 22 voaheloka higadra mandra-pahafaty tany Toamasina

[Newsmada - Madagascar] - 7/08/2025
Niakatra teo anivon’ ny fitsarana ambaratonga voalohany Toamasina ny raha­raha mahakasika ny vono olona tany an-toerana, ny 19 may ka hatramin’ny 02 jolay lasa teo. Antontan-taratasin’ ady 121 be izao no notsaraina nandritra izany. Nahitana ny didy hitsivolana voalohany, laharana faha 61-CC/C.A/ (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Rasoamaromaka Hery : «Tokony hatao laharam-pahamehana ny fiainam-bahoaka»
Nanao valandresaka ho an’ny mpanao gazety ny Governoran’ny faritra Analamanga, Rasoamaromaka Hery, omaly, tetsy (…)
[Newsmada] - 16/09/2025
Recherche scientifique : L’éducation à la citoyenneté et le rôle des femmes journalistes décortiqués dans une thèse de doctorat par Anny (…)
Citoyenneté, médias et genre, ont été au centre des travaux de recherche d’Anny Maria Rondronavalona (…)
[Midi Madagasikara] - 16/09/2025
Tetikasa GAS : Hapetraka ny sekoly maitso
Hatao sekoly filamatra ny CEG Nanisana. Natao sonia teny an-toerana, ny zoma 12 septambra teo, ny fifanarahana (…)
[Newsmada] - 15/09/2025
Handball – “Can U17” vehivavy: Resin’i Angola ny Akion’i Madagasikara
Ratsy fanombohana ny Akion’i Madagasikara eo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja handball, sokajy (…)
[Newsmada] - 17/09/2025
Kaominina ambonivohitr’i Toamasina : Nahitana fahombiazana ny fitantanana tao anatin’ny enim-bolana
Efa nahitana ezaka goavana ny fitantanana ny kaominina ambonivohitr’i Toa­­masina tao ana­tin’ny enim-bo­lana, raha (…)
[Newsmada] - 18/09/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |