« Fest’Iray »: Naneho ny kolontsaina ao Vakinankaratra
[Newsmada - Madagascar] - 18/08/2025
« Festival de l’écologie ». Hetsika iray nanandratra ny karazan-javakanto sy kolontsaina ao amin’ny faritra Vakinankaratra ihany koa ny « Fest’Iray », izay nifarana omaly. Fiaraha-mientana, nanaovana haitaky ho an’ny tontolo iainana, rariny ara-toetr’andro ary ny zon’olombelona ny hetsika. (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Manifestation à Antananarivo : Appel à une mobilisation tous azimuts
Alors qu’ils avaient réussi à investir Ambohijatovo mardi, les manifestants ont été tenus à l’écart du centre-ville (…)
[Midi Madagasikara] - 2/10/2025
VAOVAO TAMBATRA
Niverina ny delestazy nanomboka omaly. Sady vao mainka nihamafy satria naharitra adiny telo hatramin’ny adiny 4. (…)
[Newsmada] - 2/10/2025
Tsiadana : Raikitra ny sakoroka teo amin’ny mpianatra sy ny mpitandro ny filaminana
Nivadika sakoroka ny fikasan’ireo tanora mpaiantry ny Oniversiten’Antananarivo avy eny Ankatso handeha ho eny (…)
[Midi Madagasikara] - 29/09/2025
Analakely : Zandary roa maty, ahiana ho voapoizina ara-tsakafo
Omaly, zandary roa nihinankinam-poana teny Analakely teny ho eny no namoy ny ainy, rehefa avy noraisana an-tanana (…)
[Midi Madagasikara] - 1er/10/2025
Babà sy Clémence : Nahemotra ny fitsaràna, afaka maneho hevitra amin’izay
Nosamborina ny 19 septambra lasa teo ary notsaraina ady maika. Samy napetraka eo ambany fanaraha-mason’ny fitsaràna (…)
[Midi Madagasikara] - 1er/10/2025