“Kids JBB Games” : Ny 24 aogositra izao ny andiany faharoa
[Newsmada - Madagascar] - 19/08/2025
Taorian’ny fiadiana ny amboaran’Analamanga, notontosaina ny faran’ny herinandro teo, ny “Kids JBB Games” indray ny fandaharam-potoana manaraka ho an’ny taranja Jiu-jitsu Breziliana. Fifaninanana karakarain’ny Brezilian Jiu-jitsu Esca (BJJ Esca), ny 24 aogositra izao, ao amin’ny Dojo Esca (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Kianja Barea : Un dernier effort pour la pelouse
C’est une nouvelle qui redonne le sourire aux amoureux du football malgache : le stade Barea vient d’obtenir (…)
[Midi Madagasikara] - 18/08/2025
Zaikaben’ny tanora afrikanina : Ho fanoitran’ny fampandrosoana
Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy omaly zoma, teny amin’ny foibe toeran’ny tanora eny Ankorondrano, ny zaikabe (…)
[Newsmada] - 16/08/2025
VAKINANKARATRA : Hiditra amin’ny andiany faha 4 ny tsenaben’ny « foie gras » ao Behenjy
Hotontosaina ao Antanimenabe Behenjy ny tsenaben’ny aty matavy na « foie gras »ny faha 14 -15 Aogosotra 2025 ho avy (…)
[Midi Madagasikara] - 12/08/2025
Baolina kitra – “CHAN 2025” : Mila mandresy an’i Burkina Faso ny Barea, anio
Hitana ny sain’ny mpitia baolina kitra amin’ity anio ity ny andro farany amin’ny fifanintsanana hiadiana ny ho (…)
[Newsmada] - 16/08/2025