Fidirana amin’ny sehatry ny asa : Tombony ho an’ny tanora ny fisian’ny fampiofanana
[Newsmada - Madagascar] - 19/08/2025
Tanora avokoa ny 70% ny mponina eto Madagasikara. Tombony ho azy ireo amin’ny fitadiavana asa ny fisian’ny atrikasa fampiofanana mahakasika ny fampanana asa sy ho tonga mpandraharaha. Maherin’ny fito amin’ny 10 ny tanora malagasy mipetraka any ambanivohitra, raha ny tatitra voaray farany (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Fanondranan’entana mankany Etazonia: Nihatra nanomboka ny 7 aogositra ny haba 15%
Tsy tataovana ilay haba vaovao 15% fanampiny, napetrak’i Etazonia, ny harena an-kibon’ny tany, ny fitaovam-pianarana (…)
[Newsmada] - 11/08/2025
TARATRY ny KANTO
Nahazoana akony tsara ny «Festival Tongolobe» tao Mampikony. Nahoraka ny tanàna ny faran’ny herinandro teo, (…)
[Newsmada] - 18/08/2025
Volley-GNVB : Telo taona niaraka ireo mpilalao
Antoka iray lehibe nahazoan’ny ekipan’ny GNVB (Gendarmerie Nationale de volley-ball) ny fandresena, nandritra ny (…)
[Newsmada] - 16/08/2025
Football – Éliminatoires Mondial 2026 : Les Barea en exil au Maroc pour leurs matchs à domicile
Dans la course effrénée vers la Coupe du Monde 2026, les Barea de Madagascar s’apprêtent à écrire un nouveau (…)
[Midi Madagasikara] - 18/08/2025
SADC : Les « architectes de la réussite malagasy », dévoilés par le ministère des Affaires étrangères
À quelques jours du sommet de la Communauté de développement de l’Afrique australe (SADC), le ministère des Affaires (…)
[Midi Madagasikara] - 13/08/2025

