Ahiana ho fanapoizinana ara-tsakafo : Mpanafàna lanonana roa maty, iray tsaboina

[Midi Madagasikara - Madagascar] - 3/09/2025
Maloka indray ny andro eo amin’ny tontolon’ny mozika sy ireo fanafàna lanonana. Mpihira vao erotrerony iray avy ao amin’ny tarika Jean Rigo, ary mpitendry « clavier » matihanina, avy ao amin’ny tarika Firmin no nindaosin’ny fahafatesana omaly. Vehivavy iray, mpihira ihany koa no mbola araha-maso (…)
... article publié par le journal "Midi Madagasikara". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Mahajanga : Un ressortissant comorien sauvagement assassiné à son domicile
Un drame macabre a secoué la communauté comorienne de Mahajanga. La semaine dernière, le corps sans vie d’Ahmed (…)
[Midi Madagasikara] - 2/09/2025
Polisy nahafaty olona : Hatao fanadihadiana lalina androany
Herinandro talohan’ny nanombohan’ny famonjana vonjimaika azy teny amin’ny fonjaben’ny Tsiafahy, entina ao Anosy anio (…)
[Midi Madagasikara] - 2/09/2025
Orange Money sy ny PAMF : Nanamafy ny fiaraha-miasa amin’ny fanamorana ny fikirakirana vola
Ho fampiroboroboana ny resaka fikirakirana vola niomerika na “Mobile Money”, nanamafy ny fiaraha-miasan’izy ireo (…)
[Newsmada] - 29/08/2025
Behenjy : Lehilahy mpampanofa basy fanafihana
Sasahana izay vola azo amin’ny fanafihana. Izay no fidiram-bolan’ilay rangahy. Manana basy vita gasy izy ary io no (…)
[Midi Madagasikara] - 3/09/2025
Finale du CHAN : Deux avions prévus pour les supporters des Barea
Le ministère de la Jeunesse et des Sports reçoit à Mahamasina les dossiers des personnes souhaitant soutenir les (…)
[Midi Madagasikara] - 29/08/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |