Analavory : Mpangalatra no sady mpisoloky raindahiny, maty voatifitra

[Midi Madagasikara - Madagascar] - 9/09/2025
Fantatra amin’ny anarana hoe François, ity lehilahy voatifitry ny zandary ity. Izy izay, voalaza fa efa ikoizana tanteraka amin’ny resaka halatra, halabotry, fanendahana ary fisolokiana isan-karazany eo an-tanana. Ny andron’ny alahady teo, nihazo ny varo-tsy mifody ny lehilahy, raha nikasa (…)
... article publié par le journal "Midi Madagasikara". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Nécrologie du 9 septembre 2025
Cliquez pour agrandir L’article Nécrologie du 9 septembre 2025 est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
[Midi Madagasikara] - 9/09/2025
Asa sy fampananana asa ao Toamasina : Ambony ny tahan’ny asa tsy manara-drafitra
Faritra iray azo lazaina ho ambony amin’ny tahan’ny tsy fananana asa manara-drafitra ny any amin’ny faritr’ (…)
[Newsmada] - 5/09/2025
CHAN 2024 : Les Barea de Madagascar, vice-champion d’Afrique
Les Barea A’ de Madagascar ont illuminé le Championnat d’Afrique des Nations (CHAN) 2024, co-organisé du 2 au 30 (…)
[Midi Madagasikara] - 1er/09/2025
Dr Andriamahazosoa Irako Ammi : « Ny olom-baovao no afaka manova »
Anisan’ny nivoitra tamin’ny fampianarana nentin’ny filoha teo aloha eo anivon’ny FJKM, ny Dr Andriamahazosoa Irako, (…)
[Newsmada] - 2/09/2025
Sénatoriales du 11 décembre 2025 : Vers un boycott de l’opposition
Le scrutin sénatorial du 11 décembre, validé par la Haute cour constitutionnelle après proposition de la Commission (…)
[Midi Madagasikara] - 4/09/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |