Ivotika Vakinankaratra : Mpianatra 40 mianadahy nahavita fiofanana

[Midi Madagasikara - Madagascar] - 9/09/2025
Fiofanana mahakasika ny “supercodeur” sy ny “programme fablab solidaire” no narahan’ireo tanora miisa 40 mianadahy ireo tao amin’ny ivoterana nomerika Ivotika faritra Vakinankaratra. Fikirakirana mahakasika ny teknolojia sy ny tontolo nomerika sy haitao ara-kajy mirindra ny fiofanana. Fiaraha (…)
... article publié par le journal "Midi Madagasikara". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Mpanendaka latsa-pitiavana teto Toamasina : Nosaborim-potsiny teo am-panaovana fotoana manokana
Hafa kely ity tranga nisy teto Toamasina ity, fa ilay rangahy nanendaka azy ihany no latsa-pitiavana taminy noho ny (…)
[Midi Madagasikara] - 29/10/2025
MPANETY ANOSY
[Newsmada] - 25/10/2025
Ravatomanga : de gamin à Parrain, l’histoire de Mamy en pointille
56 ans officiellement son âge dit-on, le soixante « douzard » que je suis, avoue être assez sceptique, parce qu’il (…)
[Midi Madagasikara] - 31/10/2025
Mpanazatra Corentin Martins : Baraingo ny fitohizan’ny asa
Hifarana ny faran’ny volana janoary ho avy izao ny fifanarahana eo amin’i Corentin Martins sy ny Federasionina (…)
[Newsmada] - 25/10/2025
Tsy fandriampahalemana eto Toamasina : Nampiaka-peo ireo mpirakidraharaha ny fitsarana
Efa tsy afaka afenina intsony ny firaviravian-tanana eo anivon’ny fitandroana ny filaminana eto Toamasina. Hita (…)
[Midi Madagasikara] - 30/10/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |