SOMBIM-BAOVAO
[Newsmada - Madagascar] - 9/09/2025
Nanomboka omaly, tao amin’ny Kianja Rabemananjara, ny fanazarantena voalohany ho an’ny ekipan’ny Fosa Juniors FC. Tafiditra ao anatin’ity fanazarantena ity ny famerenana aina, ny fiomanana ny taom-pilalaovana manaraka ary ny fitsapana mpilalao vaovao. Nambaran’ny Fosa JR fa misy fandaminana (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Baolina kitra any Algerie : Nisongadina i Lalaina
Nivoaka ho mpandresy ny Paradou AC, ekipa ilalaovan’i Lalaina, Malagasy mpilalao baolina kitra, nandritra ny andro (…)
[Newsmada] - 28/10/2025
APMF : Le syndicat contre toute ingérence politique dans les nominations
Dans le courant du changement qui se profile à l’horizon, le Syndicat du personnel de l’Administration maritime de (…)
[Midi Madagasikara] - 31/10/2025
minisitry ny fantanjahantena: Hanohy ny fanatsarana ireo fotodrafitrasa
Tontosa omaly, teny amin’ny QG Tanora Ankorondrano, ny famindram-pahefana teo amin’ny minisitry ny Tanora sy ny (…)
[Newsmada] - 30/10/2025
Ambanja : Samby tompony, le succès total
LOWis, LC Barbo Jalengo, Amiral Killer, Jam Jued, Wawa Salegy, Zandry Ahmed, stella Lyncha, Wala Dem Bad et Rj, une (…)
[Midi Madagasikara] - 28/10/2025
Mpanendaka latsa-pitiavana teto Toamasina : Nosaborim-potsiny teo am-panaovana fotoana manokana
Hafa kely ity tranga nisy teto Toamasina ity, fa ilay rangahy nanendaka azy ihany no latsa-pitiavana taminy noho ny (…)
[Midi Madagasikara] - 29/10/2025

