Anosiala Ambohidratrimo : Fiarabe tapaka hisatra, nifaoka môtô maromaro, olona iray maty
[Midi Madagasikara - Madagascar] - 13/09/2025
Tuctuc, « môtô routier », « scooter », ary taxibe sprinter iray … Ireo no niara notrongisin’ity fiarabe iray, izay voalazan’ireo mpitandro filaminana fa nanana olana ara-teknika ka tsy tafajanona intsony. Ankoatry ny fahasimban-javatra dia aina iray no nafoy ary maromaro ireo naratra. Nitrangana (…)
... article publié par le journal "Midi Madagasikara". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Ankadimbahoaka : Jiolahy raindahiny maty voatifitry ny pôlisy
Nitatatata indray ny basy ny alin’ny alakamisy teo, teny amin’iny faritra Paraky sy Ankadimbahoaka iny. Raha ny (…)
[Midi Madagasikara] - 25/10/2025
« Artivisme 2025 » : Ny zavakanto, ho fitaovam-panentanana ny mpiara-belona
Mpanabe ny mpanakanto. Mpanaitra ny fiarahamonina amin’ny loza manambana ihany koa. Izay no tanjona tamin’ ny (…)
[Newsmada] - 27/10/2025
Sciences : L’IA a détecté des spécimens d´« Anophele stephensi » à Madagascar
« Anophele stephensi », la bête la plus meurtrière du monde, un petit moustique a été détecté à Tananarive suite à (…)
[Midi Madagasikara] - 30/10/2025
Trail UTCS : Dernière ligne droite pour les inscriptions
Il ne reste plus que trois jours pour s’inscrire à l’Ultra Trek des Collines Sacrées (UTCS). Les grosses manœuvres (…)
[Midi Madagasikara] - 31/10/2025
Mpanazatra Corentin Martins : Baraingo ny fitohizan’ny asa
Hifarana ny faran’ny volana janoary ho avy izao ny fifanarahana eo amin’i Corentin Martins sy ny Federasionina (…)
[Newsmada] - 25/10/2025

