Isotry : Mpanendaka roa lahy voasambotry ny pôlisy

[Midi Madagasikara - Madagascar] - 15/09/2025
Tratra teo am-pitiliana ny hazany manaraka indray ry zalahy ireto ! Ny andron’ny sabotsy teo, mpanao sinto-mahery roa lahy no voasambotry ny pôlisy tetsy amin’ny Bazar-ma Isotry. Tsy afa-nandà ny fandikan-dalàna vitany intsony izy ireo noho ireo entana halatra hita teny amin’izy ireo. Raha ny (…)
... article publié par le journal "Midi Madagasikara". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Fiharian’ny tantsaha ambanivohitra : Tsara ny vokatra saingy nitontongana ny vidiny
Tsy mitsaha-mi­tombo sy mihatsara ny vokatra avy any ambanivohitra. Mitaraina anefa ny ankamaroan’ny tantsaha fa (…)
[Newsmada] - 24/10/2025
Mpanazatra Corentin Martins : Baraingo ny fitohizan’ny asa
Hifarana ny faran’ny volana janoary ho avy izao ny fifanarahana eo amin’i Corentin Martins sy ny Federasionina (…)
[Newsmada] - 25/10/2025
Richianny ARTISTE PLASTICIENNE
[Newsmada] - 1er/11/2025
Fanonganana ny FMF : Tsy manaiky ny AJEA sy ny Anciennes Gloires
Tapitra anio ny 72 ora, fe-potoana farany nomen’i Boli­da, Faneva Ima, Abel Anicet, Voavy Paulin, mpilalao fahiny (…)
[Newsmada] - 28/10/2025
Colonel Michaël Randrianirina : « Le gouvernement dispose de deux mois pour prouver son efficacité »
Le compte à rebours a commencé pour le gouvernement d’Herintsalama Rajaonarivelo. Composé de 29 ministres, il est (…)
[Midi Madagasikara] - 29/10/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |