Fanarenana ny lalam-pirenena faharoa : “Tsy maintsy tonga any an-dRenivohitra ireo milina goavan’ny Jirama”, hoy ny minisitry ny Asa vaventy
[Newsmada - Madagascar] - 16/09/2025
Nitsidika ny lalam-pirenena faharoa ny minisitry ny Asa vaventy, Rafidison Richard Théodore. Nijery ny fizotran’ ny asa fanamboarana ny lalana sy nanome toromarika an’ireo orinasa miandraikitra ity tetikasa ity izy tamin’ izany. Nanatanteraka fitsidihana ara-pomba ofisialy ny lalam-pirenena (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Nécrologie du 25 octobre 2025
Cliquez pour agrandir L’article Nécrologie du 25 octobre 2025 est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
[Midi Madagasikara] - 25/10/2025
Feux et feux de forêts : Risque accru, ce jour, pour l’Ouest et le Sud-Ouest de Madagascar
Les prévisions pour ce jour font état d’une probabilité accrue de voir survenir des départs de feu dans les parties (…)
[Midi Madagasikara] - 28/10/2025
VAOVAO TAMBATRA
Hisehatra any Brooklyn, New York, i Soa Ratsifandrihana. Haneho ilay soradihy « Fampitaha, fampita, fampitana » izy, (…)
[Newsmada] - 27/10/2025
Ankadimbahoaka : Jiolahy raindahiny maty voatifitry ny pôlisy
Nitatatata indray ny basy ny alin’ny alakamisy teo, teny amin’iny faritra Paraky sy Ankadimbahoaka iny. Raha ny (…)
[Midi Madagasikara] - 25/10/2025
Barea Chan : Nilamina ny resaka « Prize Money »
Tsy niandry an’ilay 72 ora akory, nandray andraikitra ny eo anivon’ny Federasionina malagasin’ny baolina kitra (…)
[Newsmada] - 29/10/2025

