Tafika Malagasy : Manamafy ny fiaraha-miasa marolafy ny Tafika indianina
[Newsmada - Madagascar] - 25/09/2025
Tonga nitsidika ara-pomba fifanajana sy arakasa ny lehiben’ny Etamazaoron’ireo Tafika, ny Jly Deramasinjaka Manantsoa Rakotoarivelo, tao amin’ny toeram-piasany Andohalo, omaly ireo manamboninahitra miasa eo anivon’ny masoivohon’i Inde. Nitarika izany ny Kly Devashish Dikshit, sy ireo (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Tao anatin’ny telo taona : 734 tapitrisa Ar ny fatiantoky ny Jirama
Manjaka ny kolikoly eo anivon’ny orinasa Jirama. Tsy mazava ny fitantanana sy ny fandrindrana ny tahirin-tsolika (…)
[Newsmada] - 5/11/2025
TOBIM-PIANTSONANA VATOFOTSY : Nakatona ny biraon’ny mpitantana
Fitokonana etsy fitokonana eroa, saika manao fitokonana mitaky sy mangataka fanovana avokoa ny ankamaroan’ny mpiasa (…)
[Midi Madagasikara] - 4/11/2025
Ville chinoise : Shenzhen accueillera la 33e Réunion des dirigeants économiques de l’APEC en novembre 2026
La Chine a annoncé que la 33e Réunion des dirigeants économiques de la Coopération économique Asie-Pacifique (APEC) (…)
[Midi Madagasikara] - 7/11/2025
Operation Smile : Nanome 26 750 euros ny orinasa DHL
Manana andraikitra eo amin’ny fiarahamonina (RSE) ny Vondrona orinasa DHL Group, misehatra amin’ny fitaterana (…)
[Newsmada] - 3/11/2025
Raharaha tsy filaminana eto Toamasina : Misy tsaho naely mikasika ilay mpirakidraharaha nisy nidaroka
Raha mbola ao anatin’ny alahelo sy ao anaty fahatezerana ireo mpirakidraharaha ny fitsarana eto Toamasina mikasika (…)
[Midi Madagasikara] - 8/11/2025

