Baolina kitra afrikanina : Vonona handresy ny Silver Strikers ny Elgeco Plus

[Newsmada - Madagascar] - 27/09/2025
Hitana ny sain’ny rehetra amin’ity anio ity, ny lalao miverina eo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika “Ligue des champions”, taranja baolina kitra. Hifanandrina amin’izany ny Elgeco Plus sy ny Silver Strikers an’i Malawi. Vonona handresy hiakarana amin’ny dingana manaraka ny Malagasy. (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Rugby – “XXL Top 12”: Donan’ny samy kartie ny an’ny CEA sy TFA
Hiditra amin’ny andro fa­ha­roa ny fiadiana ny ho tompondakam-pirenena taranja rugby D1 “XXL Top 12”. Fi­hao­nana (…)
[Newsmada] - 8/11/2025
SOMBIM-BAOVAO
Hifarana anio ny fihaonamben’ny fanatanjahantena maneran-tany. Fihaonana notanterahina tany Rosia, nanomboka ny 5 (…)
[Newsmada] - 7/11/2025
“Africa Cup 3×3” : Ekipa afrikanina 24 hiady ny amboara
Iray volana mialoha ny fifaninanana, nanamafy ny filohan’ny Federasionina malagasin’ny basikety, Ramaroson Jean (…)
[Newsmada] - 7/11/2025
Ankazomanga : Un braqueur de cash-point pris en flagrant délit
La matinée d’hier a été mouvementée dans le quartier d’Ankazomanga, dans le IIIe Arrondissement de la Commune (…)
[Midi Madagasikara] - 6/11/2025
Herinandron’ny karate : Hatao eto Analamanga ny “Mada isan-tarika”
Hotanterahina ao amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, ny 15 hatramin’ny 20 desambra izao, ny herinandron’ny (…)
[Newsmada] - 8/11/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |