Fandrobana teto andrenivohitra : Saika lasibatra koa ny fiangonana

[Midi Madagasikara - Madagascar] - 29/09/2025
Tsy fantatra intsony ny tena marina manodidina ity asa fandrobana nitranga nadritra ity hetsi-bahoaka teto Andrenivohitra ity. Fiagonana vitsivitsy ihany koa no saika niharan’izany asa ratsy izany ny alin’ny sabotsy hifoha alahady. Nahitana izany teny Anosipatrana, Ambohimahitsy, ary Bevalala. (…)
... article publié par le journal "Midi Madagasikara". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

CENI : La révision annuelle de la liste électorale débutera le 1er décembre
La Commission Électorale Nationale Indépendante (CENI) a annoncé le lancement de la Révision annuelle de la liste (…)
[Midi Madagasikara] - 11/11/2025
Tao anatin’ny telo taona : 734 tapitrisa Ar ny fatiantoky ny Jirama
Manjaka ny kolikoly eo anivon’ny orinasa Jirama. Tsy mazava ny fitantanana sy ny fandrindrana ny tahirin-tsolika (…)
[Newsmada] - 5/11/2025
Lalao ara-pirahalahiana : Raikitra ihany ny fihaonan’ny Barea sy i Guinée Equatoriale
Na dia teo aza ny vaovao naelin’ny Federasionina gineanina (FeGuiFut), ny zoma lasa teo, fa tsy ao anatin’ny (…)
[Newsmada] - 11/11/2025
Talatamaty :: Senatera nofatorana tao an-tranony
Fiara tsy mataho-dàlana telo. Fantatra ny laharan’ny roa ary tsy nafenina aza, raha tsy nisy kosa ny fahatelo (…)
[Midi Madagasikara] - 6/11/2025
Tournée : Mily Clément à Mayotte
Il y a quelques jours, il a annoncé dans une vidéo diffusée sur Facebook qu’il venait de débarquer sur le sol « (…)
[Midi Madagasikara] - 8/11/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |