Boriborintany fahatelo : Mafy ny fifandonana, zaza iray naratra mafy

[Midi Madagasikara - Madagascar] - 2/10/2025
Nirefotra indray ny baomba mandatsa-dranomaso teny amin’ny boriborintany fahatelo omaly tolakandro. Nangingina ny tapak’andro maraina toy ny hilamina ny tanàna. Tazana teny amin’ny manodidina teny ny mpitandro filaminana. Tonga tsikelikely ireo olona marobe avy eny Antaninandro, Andravoahangy, (…)
... article publié par le journal "Midi Madagasikara". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Barean’i Madagasikara : Nanainga omaly ireo mpilalao avy eto an-toerana
Araka ny fampitam-baovao avy amin’ny Federasionina malagasin’ny baolina kitra (FMF), nanainga omaly talata ireo (…)
[Newsmada] - 12/11/2025
Harena an-kibon’ny tany: Antoky ny fanarenana ara-toekarena ireo tetikasa vaventy
Miantoka ny 30% ny fa­non­dranana entana any ivelany ny fitrandrahana vaventy. Ma­nome ny 5% ny Harin­karena faobe (…)
[Newsmada] - 15/11/2025
Ambohimanambola : Mpanakan-dalana roalahy maty voatifitra
Olona roa, ahiana mafy ho jiolahy mpanakan-dalana raindahiny miisa roa, fantatra amin’ny petak’anarana hoe Lerivo sy (…)
[Midi Madagasikara] - 10/11/2025
Bisikileta- Ligin’Analamanga : Nosongonan’i Eric ny laharan’i Houlder
Notontosaina ny faran’ny herinandro teo ny fiadiana ny ho tompondakan’ny ligin’Ana­lamanga, taranja bisikileta. (…)
[Newsmada] - 12/11/2025
Rugby – Africa Women’s 7s : Les Ladies Makis fin prêtes
Les Ladies Makis vont participer au tournoi Africa Women’s 7s, prévu les 15 et 16 novembre prochains à Nairobi, (…)
[Midi Madagasikara] - 10/11/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |