Faly ny tantsaha : Nirotsaka ny orana voalohany
[Newsmada - Madagascar] - 2/10/2025
Fotoana fikarakarana ny fanetsana ny varialoha izao. Eo koa ny fambolena legioma sy anana izay ilana rano daholo. Nirotsaka ny orana voalohany teto Antananarivo sy ny manodidina, omaly. Nanomboka ny fiafaran’ny tolakandro, ary nitohy ny alina, nahitana kotroka sy tselatra. Azo lazaina fa (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Faragasy sy Dilo : Nahatafita hafatra ny « Soa Meva »
Tafiditra ao anatin’ny « Novembre numérique ». Ny sabotsy 15 novambra teo no nanatontosan’i Faragasy sy i Dilo (Eat (…)
[Newsmada] - 17/11/2025
Nécrologie du 11 novembre 2025
Cliquez pour agrandir L’article Nécrologie du 11 novembre 2025 est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
[Midi Madagasikara] - 11/11/2025
Kabary: Feno 62 taona ny Fi.Mpi.Ma
16 novambra 1963 – 16 novambra 2025. Feno 62 taona katroka rahampitso ny Fikambanan’ny Mpikabary Malagasy (…)
[Newsmada] - 15/11/2025
Fomba fandrindram-piterahana: Mety tsy haharaka ny filàna
Mampitaintaina ny maro ny mety tsy hisian’ireo fitaovana fandrindram-piterahana eny amin’ny tobim-pahasalamana… (…)
[Newsmada] - 10/11/2025
Raharaha tsy filaminana eto Toamasina : Misy tsaho naely mikasika ilay mpirakidraharaha nisy nidaroka
Raha mbola ao anatin’ny alahelo sy ao anaty fahatezerana ireo mpirakidraharaha ny fitsarana eto Toamasina mikasika (…)
[Midi Madagasikara] - 8/11/2025

