Tsipy kanetibe-Mondial 2025 : Vonona ny ekipam-pirenena malagasy

[Newsmada - Madagascar] - 2/10/2025
J-9 amin’ny fanombohan’ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany, taranja tsipy kanetibe, sokajy vehivavy, anio. Fihaonana hotantera­hina any Douaisis, France, ny 9 hatramin’ny 12 oktobra ho avy izao. Vonona hiatrika izany ny ekipam-pirenena malagasy izay efa any an-toerana rahateo, amin’izao (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

MPIVAROTRA SAKA
[Newsmada] - 15/11/2025
SOMBIM-BAOVAO
Araka ny vaovao hita omaly, hahemotra amin’ny fotoana tsy mbola voafaritra indray ny fanombohan’ny lalao ho an’ny (…)
[Newsmada] - 8/11/2025
Baolina kitra : Niova ananara ho Ufia ny UFFOI
Hiverina ny fifaninanana ho an’ireo ekipa tompondaka, taranja baolina kitra, aty amin’ny ranomasimbe Indianina. (…)
[Newsmada] - 13/11/2025
Mpilaravinahitra iharan’ny herisetra: Nofanina ireo mpandray an-tanana
Naharitra roa andro ny fiofanana mahakasika ny fihainoana sy ny fandraisana an-tanana ny mpiasa nifindra mo­nina (…)
[Newsmada] - 14/11/2025
« Match de Défi » : Hitsapa ny heriny amin’ny Barea ny Disciples FC
Ho fiatrehana sahady ny fifaninanam-pirenena “Pure­play Football League (PFL)”, hanatanteraka lalao (…)
[Newsmada] - 13/11/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |