Ambodimita : Lehilahy hita faty teo amoron’arabe
[Newsmada - Madagascar] - 3/10/2025
Lehilahy iray namoy ny ainy amoron’arabe, teny Ambodimita, omaly maraina. Mpandalo maraina no nahatsikaritra ny fisian’io olona io. Kotsan’ny orana ny akanjon’ilay lehilahy ary mety ho nitarika ny fahafatesany izany. Ahina ho tratra alina ilay raim-pianakaviana ary nandeha an-tongotra nanaraka (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
MSK – Fi.Mpi.Ma maneran-tany : Hisy ny fampiasana ny fitomboka mena
Fikambanan’ny Mpikabary Malagasy maneran-tany na ny Fi.Mpi.Ma, 62 taona niorenana. Nisy ny fifanaraham-piaraha-miasa (…)
[Newsmada] - 17/11/2025
Tsipy kanetibe – Afrique 2025 : Ho any Mauritanie ny ekipan’ny Pac
Tontosa ny alahady lasa teo, teny amin’ny Kianja Maibahoaka Ivato, ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, (…)
[Newsmada] - 11/11/2025
Barean’i Madagasikara : Nanainga omaly ireo mpilalao avy eto an-toerana
Araka ny fampitam-baovao avy amin’ny Federasionina malagasin’ny baolina kitra (FMF), nanainga omaly talata ireo (…)
[Newsmada] - 12/11/2025

