VAOVAO TAMBATRA

[Newsmada - Madagascar] - 3/10/2025
Mampandre ny vahiny mitsidika eto Mada­gasikara ny minisiteran’ny Fizahantany (MTA), fa misy ny laharana finday azo antsoina, hanomezana torolalana azy ireo, manoloana ny toe-draharaha eto amintsika. Ireto avy izany: 034 02 661 13, 038 48 568 65, 038 60 024 36 ary ny 038 51 599 51. Azo atao koa […]
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Refondation : Vers un renforcement du partenariat Madagascar-Union européenne
Le projet de Refondation des nouveaux dirigeants semble séduire les partenaires techniques et financiers. Mais les (…)
[Midi Madagasikara] - 11/11/2025
BNGRC : Maika ny fiatrehana ny fahavaratra
Natao omaly ny fifamindram-pahefana teo amin’ny tale jeneralin’ny birao nasionaly misahana ny fitantanana ny (…)
[Newsmada] - 11/11/2025
Famatsiana herinaratra : Hotohizana ny hetsika fandatsahana orana
Nandroso vahaolana fohy ezaka sy lavitr’ezaka hamahana ny olan’ny famatsiana herinaratra eto Madagasikara ny (…)
[Newsmada] - 19/11/2025
SOMBIM-BAOVAO
Efa manomboka miditra amin’ny fifidianana eo anivon’ny ligy, amin’izao fotoana izao, ny taranja basikety, taorian’ny (…)
[Newsmada] - 18/11/2025
Fondation AXIAN : Accompagnement de 1 700 familles après les incendies dans le Sud-Est
À la suite des incendies ravageurs qui ont frappé la région Sud-Est de Madagascar, la Fondation Axian s’est engagée (…)
[Midi Madagasikara] - 11/11/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |