TARATRY ny KANTO

[Newsmada - Madagascar] - 4/10/2025
Nanao antso avo amin’ireo mpanakanto rehetra ny sendikàn’ny mpanakanto, omaly. Manetana izy ireo ny tsy handraisan’ireo mpanakanto anjara amina fampisehoana hatao hampisara-bazana sy hampifandrafy ny samy malagasy. “Miantso ireo mpanakanto zandry tsy hanaiky hataon’ny hafa fitaovana amin’izao (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Kung-Fu Wisa : Ligim-paritra 13 tonga nanatrika ny atrikasa nasionaly
Tontosa ny faran’ny herinandro teo, teny amin’ny foibeny, eny 67ha, ny atrikasa nasionaly ho an’ny kung-fu Wisa. (…)
[Newsmada] - 12/11/2025
BNGRC : Nouvelles stratégies pour la saison cyclonique
La passation de service entre le Directeur général sortant du Bureau National de Gestion des Risques et des (…)
[Midi Madagasikara] - 11/11/2025
Sarimihetsika malagasy : Mbola maro ireo olana mila vahan’ny mpisehatra
Mbola lavidavitra ny tena famirapiratana ho an’ny sarimihetsika malagasy. Anisan’ireo sokajy « nafana » tamin’ny (…)
[Newsmada] - 15/11/2025
Hazakazaka Trail UCTS: Hisy ny fifaninanana ho an’ny ankizy
Hotanterahina ny 21 hatramin’ny 23 novambra ho avy izao, eto an-dRenivohitra, ny hazakazaka mitety vohitra sy (…)
[Newsmada] - 17/11/2025
« Match de Défi » : Hitsapa ny heriny amin’ny Barea ny Disciples FC
Ho fiatrehana sahady ny fifaninanam-pirenena “Pure­play Football League (PFL)”, hanatanteraka lalao (…)
[Newsmada] - 13/11/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |