Fianarantsoa: Nahazo Tranoben’ny boky
[Newsmada - Madagascar] - 4/10/2025
Tsangambato hanasoavana taranaka. Izay no antony nananganana ny Tranoben’ny boky (Maison du livre) ao Ankofa, Mahasoabe, Fianarantsoa. Razafimandimby André Claude no tompon-kevitra sy tompon’ny toerana. ” Hifoha velombelona ny saina. Hitombo velabelatra ny fahalalana” , hoy izy. (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
JPM : Hanome tantsoroka ny fandraharahana
Fametrahana sehatra tsy miankina mamiratra, maharitra ary feno fahombiazana ho an’i Madagasikara, ireo ny (…)
[Newsmada] - 14/11/2025
« Mada sénior 2025» : Rava tsy lera ny lalao
Ratsy fiafara ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja handball, sokajy Sénior 2025. Fifaninanana (…)
[Newsmada] - 11/11/2025
Kung-Fu Wisa : Ligim-paritra 13 tonga nanatrika ny atrikasa nasionaly
Tontosa ny faran’ny herinandro teo, teny amin’ny foibeny, eny 67ha, ny atrikasa nasionaly ho an’ny kung-fu Wisa. (…)
[Newsmada] - 12/11/2025
JJB-“Monde Amateur” : Resy tamin’ny “soumission ” i Nomasy
Ny sokajy Amateur no nisantatra ny fifaninanana ho an’ny fiadiana ny tompondaka maneran-tany, taranja Jiu-jitsu (…)
[Newsmada] - 13/11/2025
Fandraharahana : Hatsangana ny politika momba ny indostria
Tafiditra ao anatin’ny fanavaozan-drafitra apetraky ny fanjakana ny Politika hampandrosoana ny orinasa, fototry ny (…)
[Newsmada] - 15/11/2025

