Savorovoro : Tsy latsaka anaty ny soatoavina

[Newsmada - Madagascar] - 6/10/2025
Mandia lalan-tsarotra ny firenena. Matetika, ny tontolo politika na sosialy hatrany no voakitika sy voatondro fa ipoiran’ny olana. Tsy tokony hijanona eo anefa. Hadino sy tsy voaresaka mihitsy aza ny soatoavina. Raha niaina ny soatoavina Malagasy ny rehetra, tsy hiaina savorovoro sy korontana (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Bodybuilding: 16 taona aty aoriana, azon’ny Malagasy ny tompondaka maneran-tany
Nigadona an-tanindrazana, omaly, ny delegasionina ma­lagasy niatrika ny fiadiana ny tompondaka maneran-tany, taranja (…)
[Newsmada] - 20/11/2025
MPIVAROTRA SAKA
[Newsmada] - 15/11/2025
« Match de Défi » : Hitsapa ny heriny amin’ny Barea ny Disciples FC
Ho fiatrehana sahady ny fifaninanam-pirenena “Pure­play Football League (PFL)”, hanatanteraka lalao (…)
[Newsmada] - 13/11/2025
SOMBIM-BAOVAO
Notontosaina omaly ny lanonana goavana hanomezana mari-pankasitrahana an’ireo mpilalao sy mpanazatra afrikanina. (…)
[Newsmada] - 20/11/2025
CA- ORT : Fifanakalozana traikefa tany Alsace
Miara-miombon’antoka ny Ofisim-pirenena ho an’ny fizahantany eto Madagasikara (ONTM), ny fikambanana Tourisme sans (…)
[Newsmada] - 13/11/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |