Famoahana am-ponja : Afaka ireo nitoraka helikoptera nitondra volomboasary
[Midi Madagasikara - Madagascar] - 17/10/2025
Manao sesilany ny fivoahan’ireo voasokajy ho gadra politika am-ponja. Isan’izany ireo tanora izay nitoraka ny helikoptera tany Faratsiho nandritra ny fampielezan-kevitra ho solombavam-bahokana izay nataon’ny kandidà volom-boasary, Lalatiana Rakotondrazafy. Tamin’io fotoana io dia delegasiona be (…)
... article publié par le journal "Midi Madagasikara". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Africa Cup 3×3 : Fantatra ny mpilalao handrafitra ny Ankoay
Nivoaka ofisialy, omaly, ny lisitry ny Malagasy mpilalao mandrafitra ny ekipam-pirenena malagasy, Ankoay, hiatrika (…)
[Newsmada] - 4/12/2025
Ho hentitra ny minisitera : Vita ny lasi-panofanana ho an’ny fandraisam-bahiny
Efa vita ny lasi-panofanana momba ny fikarakarana lakozia sy nahandro, « serveur barman », « valet » et « femmes de (…)
[Newsmada] - 29/11/2025
Banque mondiale : Un portefeuille de 4 milliards de dollars pour Madagascar, 60% restent à décaisser
Avec 23 projets en cours, pour un engagement total d’environ 4 milliards de dollars, dont près des trois cinquièmes (…)
[Midi Madagasikara] - 29/11/2025
Andriamena – Betsiboka : Nivoaka tamin’ny fahanginana ireo mpanara-dia sy nifidy an’Atoa ben’ny tanàna am-perinasa
Manoloana ny zava-nitranga mahakasika ny hetsi-bahoaka nandritra ny andro alakamisy indroa nisesy lasa teo iny, (…)
[Midi Madagasikara] - 28/11/2025

