Miakatra ny voankazo: Mila ampitomboina ny fahadiovana

[Newsmada - Madagascar] - 21/10/2025
Manomboka miakatra ny voankazo. Ny manga sy ny frezy no betsaka eny an-tsena, amin’izao. Mila ampitomboina ny fahadiovana amin’ny fanasana azy ireny mba tsy hiteraka aretina hafa, indrindra amin’ny ankizy, raha ny torohevitry ny dokotera misahana manokana ny ankizy sy ny zaza noresahina. Sasana (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Baolina kitra any Allemagne : Miverina anatin’ny heriny i Bolo
Tsara fiditra! Rehefa tsy hita nandritra ny fotoana ela tao anatin’ny lalaon’ny Hertha Zehlendorf Berlin, klioba (…)
[Newsmada] - 17/10/2025
SOMBIM-BAOVAO
Hotanterahina anio 16 oktobra sy rahampitso 17 oktobra ilay seminera lehibe hiarahan’ny manam-pahaizana frantsay, i (…)
[Newsmada] - 16/10/2025
Famoahana am-ponja : Afaka ireo nitoraka helikoptera nitondra volomboasary
Manao sesilany ny fivoahan’ireo voasokajy ho gadra politika am-ponja. Isan’izany ireo tanora izay nitoraka ny (…)
[Midi Madagasikara] - 17/10/2025
Namontana : Un bandit armé abattu par la police
Un voleur armé, connu pour terroriser les commerçants et les vendeurs matinaux du quartier de Namontana, a été (…)
[Midi Madagasikara] - 21/10/2025
Ankadikely Ilafy : Nidiran’ny miaramila ny trano fonenan’ny Loholona Besoa
Nidiran’ny miaramila tao amin’ny trano fonenan’ny Loholona Besla. Tamin’ny 2 Ora sy 30 minitra antoandro no nahazo (…)
[Midi Madagasikara] - 15/10/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |