Fifidianana eo anivon’ny tsipy kanetibe : Mampiaka-peo ireo filohana klioba 20 eto Analamanga
[Newsmada - Madagascar] - 24/10/2025
Tsy mitovy fomba fijery amin’ny Federasionina malagasin’ny tsipy kanetibe (FSBM) ireo mpitantana klioba ato anatin’ny ligim-paritra Analamanga. Tsy manaiky ny lalàm-pifidianana manome vahana ny FSBM izy ireo ka mitaky ny hanovana izany, hisian’ny fifidianana madio sy mangarahara. Namory ny (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Mpanendaka latsa-pitiavana teto Toamasina : Nosaborim-potsiny teo am-panaovana fotoana manokana
Hafa kely ity tranga nisy teto Toamasina ity, fa ilay rangahy nanendaka azy ihany no latsa-pitiavana taminy noho ny (…)
[Midi Madagasikara] - 29/10/2025
Energie renouvelable : Des Powerhubs solaires révolutionnent la vie dans les villages reculés
Grâce à un modèle novateur d’électrification, porté par l’initiative Masontsika, des centres de santé ruraux à (…)
[Midi Madagasikara] - 28/10/2025
« Artivisme 2025 » : Ny zavakanto, ho fitaovam-panentanana ny mpiara-belona
Mpanabe ny mpanakanto. Mpanaitra ny fiarahamonina amin’ny loza manambana ihany koa. Izay no tanjona tamin’ ny (…)
[Newsmada] - 27/10/2025
Fokontany Tsarakofafa Toamasina I : Tokantrano iray voatafika, very ny vola roa tapitrisa Ariary
Manao antso avo amin’ny manam-pahefana mpitandro filaminana ireo mponina ao amin’ny fokontany Tsarakofafa, fa tena (…)
[Midi Madagasikara] - 25/10/2025
Baolina kitra any Algerie : Nisongadina i Lalaina
Nivoaka ho mpandresy ny Paradou AC, ekipa ilalaovan’i Lalaina, Malagasy mpilalao baolina kitra, nandritra ny andro (…)
[Newsmada] - 28/10/2025

