Tsipy kanetibe – «Mada sénior»: Hiatrika ny ho tompondakan’i Afrika izay voalohany

[Newsmada - Madagascar] - 30/10/2025
Hotanterahina eny Maiba­hoaka Ivato, ny 7 ka hatramin’ny 9 novambra ho avy izao, ny ho tompondakan’i Madaga­sikara, taranja tsipy kanetibe, sokajy Senior, lehilahy, olon-telo miaraka. Fifaninanana karakarain’ny federation sport-boule malagasy (FSBM). Hanana ny lanjany goavana ity (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Ambohimanambola : Mpitondra scooter maty voadonan’ny fiara
Nitranganalozam-pifamoivoizana mahatsiravina teny amin’iny faritra Ambohimanambola iny omaly maraina. Mpitondra moto (…)
[Midi Madagasikara] - 23/10/2025
Fizarana ny « Prize Money » : Mangataka ny fampitsaharana ny resabe ny Barea
Namoaka fanambarana ny solontenan’ny mpilalaon’ny Barea sy ny mpanazatra, Rako­tondrabe Romuald Felix na Coach Rôrô, (…)
[Newsmada] - 24/10/2025
Y-a-t-il un Tinoka bis dans la salle ?
Bon nombre de gouvernés se posent des questions à l’annonce des noms et CV des nouveaux gouvernants. Y-a-t-il un (…)
[Midi Madagasikara] - 29/10/2025
Nécrologie du 24 octobre 2025
Cliquez pour agrandir L’article Nécrologie du 24 octobre 2025 est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
[Midi Madagasikara] - 24/10/2025
Toamasina renivohitra : Tena mihetraketraka ireo andian-jiolahy
Manao ny lalany mihitsy ireo andian-jiolahy eto Toamasina amin’izao fotoana izao, satria tsy misy fokontany tsy (…)
[Midi Madagasikara] - 28/10/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |