Tana Water Front: Hiverina hisokatra ny Cinépax

[Newsmada - Madagascar] - 31/10/2025
Vaovao lehibe ho an’ny mpankafy ny sarimihetsika anaty efitrano! Niarina tamin’ny fahavoazany ny Cinépax Madagascar etsy amin’ny Tana Water Front Ambodivona. Hiverina handefa sarimihetsika, manomboka anio. Tsy mbola toa ny teo aloha, saingy efa vaovao mahafaly ny fisokafan’ireo efitrano fijerena (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Afripower : Herinaratra 40 MW avy amin’ny masoandro
Anisan’ny mamatsy herinaratra amin’ny tambajotra iraisan’Antananarivo (RIA), an’ny Jirama, ny orinasa Afri­po­wer, (…)
[Newsmada] - 8/12/2025
ITM-IHM 2026 : Hasongadina aty Afrika i Madagasikara
Hatao ny 11, 12, 13 ary ny 14 jona 2026 ho avy izao, eny amin’ny CCI Ivato, ny Foara iraisam-pirenena ho an’ny (…)
[Newsmada] - 16/12/2025
Fampandrosoana maitso: Fifanarahana fanoloran-tena
Natao nandritra ny roa andro, ny 9 sy 10 desambra teo, teto Antananarivo, ny fikaonandoha mifantoka amin’ny (…)
[Newsmada] - 12/12/2025
Orge malagasy : Manan-danja saingy tandindomin-doza
Zavamaniry avadika ho lasa « malt » ny orge, ilaina amin’ny fanamboarana zava-pisotro labiera. Mamboly azy ny (…)
[Newsmada] - 15/12/2025
MIDIRAMA – Imbroglio autour de la concertation nationale
Complication, confusion, chaos, les mots ne manquent pas pour qualifier ce rassemblement censé planter les jalons (…)
[Midi Madagasikara] - 13/12/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |